Eksodosy 29:34 - DIEM PROTESTANTA34 Raha misy sisa tsy lany tra-maraina ny hena sy ny mofo, dia hodorana fa tsy azo hanina satria sakafo masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Ary raha misy sisa tsy lany amin’ny henan’ny fanatitra fanokanana, na amin’ny mofo, ka tra-maraina, dia hodoranao amin’ny afo ny sisa tsy lany fa tsy hohanina satria masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Raha misy sisa tsy lany tra-maraina ny hena sy ny mofo, dia hodorana fa tsy azo hanina satria sakafo masina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika34 Raha misy sisa tsy lany ka tra-maraina ny hena avy amin’ny fanokanana ny mofo, dia hodoranao izany fa tsy hohanina, satria zava-masina.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ary raha misy sisa tsy lany amin’ny henan’ny fanatitra fanokanana, na amin’ny mofo, ka tra-maraina, dia hodoranao amin’ny afo ny sisa tsy lany: tsy hohanina izany, satria masina. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ary raha misy sisa tsy lany amin'ny henan'ny fanatitra fanokanana, na amin'ny mofo, ka tra-maraina, dia hodoranao amin'ny afo ny sisa tsy lany: tsy hohanina izany, satria masina. Jereo ny toko |