Eksodosy 29:31 - DIEM PROTESTANTA31 «Halaina ny ondrilahy fanokanana, ilay faharoa, dia handrahoina ao amin’ny toerana iray voatokana ny henany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Alao avy eo ny ondrilahy fanokanana ka ahandroy eo amin’ny fitoerana masina iray ny henany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 «Halaina ny ondrilahy fanokanana, ilay faharoa, dia handrahoina ao amin’ny toerana iray voatokana ny henany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika31 «Halainao ny ondralahy fanokanana, ka handrahoinao eo amin’izay toerana masina ny henany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary alao ny ondrilahy fanokanana, ka andrahoy eo amin’izay fitoerana masina ny henany. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary alao ny ondrilahy fanokanana ka andrahoy eo amin'izay fitoerana masina ny henany Jereo ny toko |
Ary hoy ralehilahy tamiko: «Ireo efitrano avaratra sy efitrano atsimo izay manoloana ny kianja ireo dia efitrano voatokana. Ao amin’ireo efitrano ireo manko ny mpisorona izay manatona ny TOMPO no mihinana ny zava-masina indrindra. Eny, voatokana io faritra io, ka ao no ametrahana ny zava-masina indrindra, dia ireo fanatitra vokatry ny tany sy ireo biby natao sorona ho fanalana ny ota sy ho fanonerana.