Eksodosy 29:27 - DIEM PROTESTANTA27 «Hambaranao fa masina ny tratrany sy ny sorony nalaina tamin’ny ondry fanokanana an’i Aharôna ka nahevaheva sy nasandratra teo anatrehako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ary hamasino ny tratran’ny fanatitra asandratra sy ny feny izay nalaina avy tamin’ny fanatitra, dia izay nasandratra sy izay nalaina avy tamin’ny ondrilahy fanokanana, dia izay ho an’i Arona sy izay ho an’ny zanany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 «Hambaranao fa masina ny tratrany sy ny sorony nalaina tamin’ny ondry fanokanana an’i Aharôna ka nahevaheva sy nasandratra teo anatrehako. Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 Amin’ny ondralahy fanokanana, amin’izay anjaran’i Aarôna sy amin’izay anjaran’ny zanany, dia hohamasininao izay efa voahevaheva sy izay efa voasandratra, dia izao avy: ny tratra voahevaheva sy ny soroka voasandratra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary hamasino ny tratran’ny fanatitra ahevaheva sy ny soroky ny fanatitra asandratra, izay ahevaheva sy izay asandratra, avy amin’ny ondrilahy fanokanana, dia izay ho an’i Arona sy izay ho an’ny zanany. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary hamasino ny tratran'ny fanatitra ahevaheva sy ny soroky ny fanatitra asandratra, izay ahevaheva sy izay asandratra avy amin'ny ondrilahy fanokanana, dia izay ho an'i Arona sy izay ho an'ny zanany. Jereo ny toko |
Ny feny izay navahana manokana sy ny tratrany izay nahevaheva no fomba fanolorana azy dia entin’ny Israelita miaraka amin’ny tavin-kena izay hodorana amin’ny afo. Hahevaheva eo anatrehan’ny TOMPO ireo didin-kena ireo; avy eo dia ho anao sy ny zanakao. Anjara raikitra ho anareo hatrany hatrany ireo, araka ny baikon’ny TOMPO.
Nalain’ilay mpahandro ny fen’ondry miaraka amin’ny hofany ka narosony teo anoloan’i Saoly. Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: –Indro eo anatrehanao ny anjara voatokana ho anao amin’izao andro lehibe izao, ka mihinàna miaraka amin’ireto vahiny nasaiko ireto. Koa tamin’izay andro izay, dia niara-nihinana tamin’i Samoela i Saoly.