Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Apokalipsy 9:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Lasa izay ny loza voalohany; fa aorian’izany, indreo hisosoka ny loza roa hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Lasa ny loza iray. Indreo ny loza roa hafa koa ho avy aorianan’izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Lasa izay ny loza voalohany; fa aorian’izany, indreo hisosoka ny loza roa hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Lasa izay ny loza voalohany; fa indro hisosoka koa ny loza roa sisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao.

Jereo ny toko dika mitovy




Apokalipsy 9:12
4 Rohy Ifampitohizana  

Lasa izay ny loza faharoa; indro hisosoka faingana ny loza fahatelo.


Dia nahita voromahery anankiray nanidina teny afovoan’ny habakabaka aho ary nahare azy niantso tamin’ny feo mahery hoe: «Loza! Loza! Loza ho an’ireo monina eny ambonin’ny tany noho ny feon’ny trompetra sisa efa hotsofin’ireo anjely telo!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra