Apokalipsy 11:11 - DIEM PROTESTANTA11 Taorian’ny telo andro sy tapany, dia nisy fofonaina avy tamin’Andriamanitra niditra tao anatin’ireo faty ireo, ary nampijoro azy tamin’ny tongony; ka raiki-tahotra mafy izay olona nahita azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary rehefa afaka ny telo andro sy tapany dia nisy fanahin’aina avy tamin’Andriamanitra niditra tao anatin’ireo dia nijoro tamin’ny tongony izy ka raiki-tahotra indrindra izay nahita azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Taorian’ny telo andro sy tapany, dia nisy fofonaina avy tamin’Andriamanitra niditra tao anatin’ireo faty ireo, ary nampijoro azy tamin’ny tongony; ka raiki-tahotra mafy izay olona nahita azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Nony afaka hateloana sy tapany anefa, dia nisy fanahin’aina avy amin’Andriamanitra, niditra tamin’ireo faty ireo, ka nijoro tamin’ny tongony izy, ary raiki-tahotra mafy izay nahita azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary rehefa afaka ny hateloan’andro sy tapany, dia nisy fanahin’aina avy tamin’Andriamanitra niditra tao anatin’ireo, ary nijoro tamin’ny tongony izy, ka raiki-tahotra indrindra izay nahita azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary rehefa afaka ny hateloan'andro sy tapany, dia nisy fanahin'aina avy tamin'Andriamanitra niditra tao anatin'ireo, ary nijoro tamin'ny tongony izy, ka raiki-tahotra indrindra izay nahita azy. Jereo ny toko |
Ary hahafaly Ahy ny hanonona ny anaran’i Jerosalema, ka ho voninahitro sy haingoko eo imason’ny firenen-kafa rehetra ambonin’ny tany izy. Ary rehefa handre ny soa rehetra izay hataoko amin’i Jerosalema, ireo firenena ireo, dia hangovitry ny tahotra manoloana ny soa rehetra sy ny fiadanam-be izay hataoko aminy.»