2Timoty 3:14 - DIEM PROTESTANTA14 Ianao kosa, mahareta tsara amin’izay nianaranao sy nekenao tokoa; satria fantatrao ireo olona nampianatra anao izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Fa ianao kosa dia mahareta amin’izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao satria fantatrao izay nampianatra anao izany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ianao kosa, mahareta tsara amin’izay nianaranao sy nekenao tokoa; satria fantatrao ireo olona nampianatra anao izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Ary ianao kosa dia mahareta amin’izay zavatra nianaranao sy azonao antoka, fa fantatrao ilay nampianatra anao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Fa hianao kosa dia mahareta amin’izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao, satria fantatrao izay nampianatra anao izany; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Fa ianao kosa dia mahareta amin'izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao, satria fantatrao izay nampianatra anao izany; Jereo ny toko |