Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 9:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Nanana efitrano efatra arivo i Salômôna mba ho fitoeran-tsoavaly aman-kalesy; nisy 12 000 ireo soavaly fitaingina, ka nisy natobiny tany amin’ireo tanàna fitoeran-kalesy ary nisy notanany teo akaikiny tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ary i Solomona dia nanana tranon-tsoavaly mpitarika kalesy fitondra miady efatra arivo ary soavaly fitaingina roa arivo sy iray alina, izay nataony tao amin’ireo tanàna fitoeran-kalesy fitondra miady sy tao amin’ny mpanjaka tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Nanana efitrano efatra arivo i Salômôna mba ho fitoeran-tsoavaly aman-kalesy; nisy 12 000 ireo soavaly fitaingina, ka nisy natobiny tany amin’ireo tanàna fitoeran-kalesy ary nisy notanany teo akaikiny tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Nanana fihinanam-bilona 4.000 i Salômôna, ho an’ny soavaliny hatao amin’ny kalesiny, ary mpitaingin-tsoavaly 12.000, izay napetrany tamin’ireo tanàna fitoeran-kalesy ary tao Jerosalema akaikin’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary Solomona nanana efi-trano efatra arivo fitoeran’ny soavaly mpitarika kalesy ary soavaly fitaingina roa arivo sy iray alina, izay nataony tao amin’ireo tanàna fitoeran-kalesy sy tao amin’ny mpanjaka tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary Solomona nanana efi-trano efatra arivo fitoeran'ny soavaly mpitarika kalesy ary soavaly fitaingina roa arivo sy iray alina, izay nataony tao amin'ireo tanàna fitoeran-kalesy sy tao amin'ny mpanjaka tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 9:25
4 Rohy Ifampitohizana  

Nanangona kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly i Salômôna ka nanana kalesy 1 400 sy mpitaingin-tsoavaly 12 000 izay nisy natobiny tamin’ireo tanàna fitoeran-kalesy ary nisy notanany teo aminy tao Jerosalema.


Nanangona kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly i Salômôna ka nanana kalesy 1 400 ary mpitaingin-tsoavaly 12 000 izay nisy natobiny tamin’ireo tanàna fitoeran-kalesy ary nisy notanany teo aminy tao Jerosalema.


Kanefa aoka ny mpanjakanareo tsy hanana soavaly maro na handefa olona handevozina any Ejipta indray mba hahazoany soavaly maro, satria ny TOMPO efa niteny taminareo hoe: «Aza miverina amin’izany lalam-panandevozana izany intsony!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra