2Tantara 9:23 - DIEM PROTESTANTA23 Nitady hahita azy avokoa ireo mba hihaino ny fahendrena izay nataon’Andriamanitra tao am-pony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Nitady hahita ny tavan’i Solomona ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany mba hihaino ny fahendrena izay nataon’Andriamanitra tao am-pony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Nitady hahita azy avokoa ireo mba hihaino ny fahendrena izay nataon’Andriamanitra tao am-pony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Ka samy nitady hahita an’i Salômôna avokoa ny mpanjaka rehetra teto an-tany, mba hihaino ny fahendrena nataon’Andriamanitra tao am-pony; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary ny mpanjaka rehetra ambonin ny tany nitady hahita ny tavan’i Solomona mba hihaino ny fahendrena, izay nataon’Andriamanitra tao am-pony. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary ny mpanjaka rehetra ambonin'ny tany nitady hahita ny tavan'i Solomona mba hihaino ny fahendrena, izay nataon'Andriamanitra tao am-pony. Jereo ny toko |
Fa ato amin’ny fanjakanao misy lehilahy iray entanin’ny fanahin’ireo andriamanitra masina; ary tamin’ny andron-drainao dia hita fa nisy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena toy ny fahendren’ireo andriamanitra tao aminy. Izany no nanendren’i Nebokadnetsara mpanjaka rainao azy ho lehiben’ny mpanao majika aman-tsikidy sy ny mpanandro ary ny ombiasy.