Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 9:14 - DIEM PROTESTANTA

14 ankoatra ny haba nalainy tamin’ny mpandranto sy ny mpivarotra, ary koa ny volamena sy volafotsy nentin’ny mpanjakan’i Arabia rehetra mbamin’ireo governoran’ny tany ho an’i Salômôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 afa-tsy izay noentin’ny mpivarotra sy ny mpivaro-mandeha. Ary ny mpanjakan’i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an’i Solomona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 ankoatra ny haba nalainy tamin’ny mpandranto sy ny mpivarotra, ary koa ny volamena sy volafotsy nentin’ny mpanjakan’i Arabia rehetra mbamin’ireo governoran’ny tany ho an’i Salômôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 afa-tsy izay nentin’ny mpivarotra amam-pandranto taminy; ny mpanjakan’i Arabia rehetra sy ny governoran’ny tany nitondra volamena amam-bolafotsy ho an’i Salômôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 afa-tsy izay nentin’ny mpivarotra sy ny mpandranto. Ary ny mpanjakan’i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an’i Solomona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 afa-tsy izay nentin'ny mpivarotra sy ny mpandranto. Ary ny mpanjakan'i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an'i Solomona.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 9:14
7 Rohy Ifampitohizana  

ankoatra ny haba nalainy tamin’ny mpandranto sy ny mpivarotra ary ny hetra naloan’ny mpanjaka vahiny na voaangon’ireo governoran’ny tany.


Nisy aza Filistinina sasany nitondra fanomezana sy volafotsy hetra ho an’i Jôsafata; ary nisy koa Arabo nitondra ondry aman’osy, dia ondrilahy 7 700 sy osilahy 7 700.


Nampamboatra ampingabe roanjato tamina metaly miharo volamena i Salômôna mpanjaka; ka lanjam-bolamena enina kilao avy no nilaina isan’ampinga.


Ry Andriamanitra ô, omeo baiko ny herinao ka hamafiso hatrany izay efa vitanao ho anay,


avy ao amin’ny tempolinao any Jerosalema izay itondran’ireo mpanjaka fanatitra ho Anao.


Ny mpanjakan’i Tarsisy sy ny an’ireo nosy dia handefa fanomezana ho azy; ny mpanjakan’i Sabà sy ny an’i Sebà kosa ho avy handoa hetra aminy.


–ireo mpanjaka rehetra any Arabia sy any amin’ireo foko samihafa monina any an-taniefitra;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra