2Tantara 4:20 - DIEM PROTESTANTA20 ny fitoeran-jiro mbamin’ny lelan-jiro hampirehetina eo anoloan’ny efitra masina indrindra, araka ny fomba, dia samy volamena madio avokoa, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 ary ny fitoeran-jiro sy ny jirony izay hampirehetina eo anoloan’ny efitra anatiny araka ny fanao dia samy volamena voafantina; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 ny fitoeran-jiro mbamin’ny lelan-jiro hampirehetina eo anoloan’ny efitra masina indrindra, araka ny fomba, dia samy volamena madio avokoa, Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Ny fanaovan-jiro mbamin’ny lalampiny volamena madio, hampirehetina eo anoloan’ny fitoerana masina, araka ny lalàna, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 ary ny fanaovan-jiro sy ny lela fanaovan-jirony mba hampirehetina eo anoloan’ny efitra anatiny araka ny fanao dia samy volamena tsara; Jereo ny tokoMalagasy Bible20 ary ny fanaovan-jiro sy ny lela fanaovan-jirony mba hampirehetina eo noloan'ny efitra anatiny araka ny fanao dia samy volamena tsara; Jereo ny toko |
Isa-maraina sy isan-kariva ireo no mampanetona ny sorona dorana manontolo sy ny vovo-javamanitra ho an’ny TOMPO na koa mandahatra eo amin’ny latabatra madio ny mofo atolotra ho an’Andriamanitra; ary isan-kariva ireo no mampirehitra ny jiro eo amin’ny fitoeran-jiro volamena. Izahay manko mitandrina izay nasain’ny TOMPO Andriamanitray hotandremana; fa ianareo kosa nandao Azy.