2Tantara 34:10 - DIEM PROTESTANTA10 Natolotr’izy telo lahy teo am-pelatanan’ny mpianto-draharaha voatendry hiandraikitra ny tranon’ny TOMPO izany vola izany, ary nampiasain’ireo tamin’ny asa fanamboarana sy fanamafisana io trano io; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary natolony ho eo an-tanan’ny lehiben’ny mpiasa izay voatendry hitandrina ny amin’ny tranon’NY TOMPO izany, dia natolotr’ireo ho an’ny mpiasa izay niasa tao amin’ny tranon’NY TOMPO kosa izany hanamboarana sy hanamafisana ny Trano; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Natolotr’izy telo lahy teo am-pelatanan’ny mpianto-draharaha voatendry hiandraikitra ny tranon’ny TOMPO izany vola izany, ary nampiasain’ireo tamin’ny asa fanamboarana sy fanamafisana io trano io; Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Napetrany izany teo an-tanan’ireo mpampanao ny asa, izay notendrena ho mpitandrina amin’ny tranon’i Iaveh; dia ireto kosa indray no nizara azy tamin’ny mpiasa, izay niasa tamin’ny tranon’i Iaveh, hamboatra sy hanamafy ny trano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary natolony ho eo an-tànan’ny lehiben’ny mpiasa izay voatendry hitandrina ny amin’ny tranon’i Jehovah izany, ary natolotr’ireo kosa ho an’ny mpiasa izay niasa tao an-tranon’i Jehovah hanamboarana sy hanamafiana ny trano; Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary natolony ho eo an-tanan'ny lehiben'ny mpiasa izay voatendry hitandrina ny amin'ny tranon'i Jehovah izany, ary natolotr'ireo kosa ho an'ny mpiasa izay niasa tao an-tranon'i Jehovah hanamboarana sy hanamafiana ny trano; Jereo ny toko |
Dia nankany amin’i Hilkià mpisorombe izy telo lahy ary nanome azy ny vola naterin’ny olona tao an-tranon’Andriamanitra; io vola io dia ny levita mpiandry varavarana no nanangona azy tamin’ny Manasita sy ny Efraimita mbamin’ny Israelita tavaratra sisa rehetra, ary koa tamin’ny Jodeanina sy ny Benjaminita rehetra mbamin’ny mponin’i Jerosalema.