2Tantara 32:28 - DIEM PROTESTANTA28 nanao trano fitahirizam-bokatra izy, dia vokatra toy ny vary sy ny divay ary ny menaka; ary nanao trano fisoko izy ho an’ny biby fiompy samy hafa sy nanao trano ho an’ny ondry aman’osy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 ary nanao tanàna fitahirizana ny vokatra koa, dia ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo, ary nanamboatra trano miefitrefitra hitoeran’ny biby fiompy samihafa karazana ary vala hitoeran’ny ondry aman’osy koa izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 nanao trano fitahirizam-bokatra izy, dia vokatra toy ny vary sy ny divay ary ny menaka; ary nanao trano fisoko izy ho an’ny biby fiompy samy hafa sy nanao trano ho an’ny ondry aman’osy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika28 Nanao trano fitahirizam-bokatra izy, na varimbazaha, na divay, na diloilo, tranom-pihinanam-biby ho an’ny biby fiompy isan-karazany, ary nanana biby fiompy ao an-tranom-biby. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 ary tanàna fitehirizana ny vokatra koa, dia ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo, sy trano miefitrefitra hitoeran’ny biby fiompy samy hafa karazana ary vala hitoeran’ny ondry aman-osy. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 ary tanàna fitehirizana ny vokatra koa, dia ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo, sy trano miefitrefitra hitoeran'ny biby fiompy samy hafa karazana ary vala hitoeran'ny ondry aman'osy. Jereo ny toko |
Nanao tilikambo fiambenana ihany koa izy tao an-taniefitra sady nihady lavaka maro ho famorian-drano, satria nanana omby aman’ondry betsaka izy teny amin’ny faritr’i Sefelà sy teny amin’ny lemaka; ary nanana mpiasa tany teny an-kavoana sy mpamboly voaloboka teny an-tanimboaloboka koa ny mpanjaka, satria tia asa tany tokoa izy.