Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 31:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Dia nanontanian’i Hezekià ny mpisorona sy ny levita momba ireo zavatra niavosa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Dia nanontany ny mpisorona sy ny levita momba ireo zavatra niavosa ireo i Hezekia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Dia nanontanian’i Hezekià ny mpisorona sy ny levita momba ireo zavatra niavosa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Ary nanontanian’i Ezekiasa ny amin’ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary Hezekia nanontany ny mpisorona sy ny Levita ny amin’ireo niavosa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary Hezekia nanontany ny mpisorona sy ny Levita ny amin'ireo niavosa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 31:9
3 Rohy Ifampitohizana  

Ka i Hazarià mpisorombe, anisan’ny taranak’i Tsadôka, no namaly azy hoe: –Hatramin’ny niandohan’ny fitondran’ny olona ampaham-bokatra an-tranon’ny TOMPO, dia nanana hanin-kahavoky izahay, sady be koa ny ambiny tavela satria ny TOMPO efa nitahy ny vahoakany. Ireo navelanay mivangongo ireo ny ambiny.


Nony tonga hijery ireo zavatra niavosa ireo i Hezekià sy ny manampahefana, dia nisaotra ny TOMPO sy ilay Israely vahoakany.


Ianao kosa mandidia ireo mpisorona mitondra ny Vatamasina mba hijanona ao anaty ranon’i Jôrdàna raha vao tafaroboka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra