Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 29:9 - DIEM PROTESTANTA

9 He! matin’ny sabatra ireo vatan-dehilahy razantsika, ary ny vady aman-janany dia efa natao sambo-belona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Fa e! Lavon’ny sabatra ny razantsika, ary ny zanakalahintsika sy ny zanakavavintsika ary ny vadintsika dia efa babo noho izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 He! matin’ny sabatra ireo vatan-dehilahy razantsika, ary ny vady aman-janany dia efa natao sambo-belona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Ary noho izany, dia indro fa lavon’ny sabatra ny razantsika, lasan-ko babo ny zanaka lahintsika sy ny zanaka vavintsika mbamin’ny vadintsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Fa he! lavon’ny sabatra ny razantsika, ary ny zanakalahintsika sy ny zanakavavintsika sy ny vadintsika dia efa babo noho izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Fa he! lavon'ny sabatra ny razantsika, ary ny zanakalahintsika sy ny zanakavavintsika sy ny vadintsika dia efa babo noho izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 29:9
4 Rohy Ifampitohizana  

Tonga indray manko ny Edômita namely ny Jodeanina sy nitondra sambo-belona.


Nanota ny razanay kanefa tsy eo intsony izy; fa izahay no mivesatra ny helony.


Dia hohandriniko ianareo ka ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo; ireo mpankahala anareo no hanapaka anareo; ary handositra ianareo, na dia tsy misy mpanenjika aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra