2Tantara 20:31 - DIEM PROTESTANTA31 Nanjaka tamin’i Joda i Jôsafata; feno 35 taona izy fony tonga mpanjaka, ary naharitra 25 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hazobà zanakavavin’i Silehỳ. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Nanjaka tamin’ny Joda i Josafata; dimy amby telopolo taona izy raha nanomboka nanjaka, ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran’ny reniny dia Azoba, zanakavavin’i Sily. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Nanjaka tamin’i Joda i Jôsafata; feno 35 taona izy fony tonga mpanjaka, ary naharitra 25 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hazobà zanakavavin’i Silehỳ. Jereo ny tokoBaiboly Katolika31 Tonga mpanjaka tamin’i Jodà i Jôsafata. 35 taona izy fony vao nanjaka tao Jerosalema. I Azobà zanaka vavin’i Selahì no anaran-dreniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 ARY Josafata nanjaka tamin’ny Joda; dimy amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin’i Sily. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary Josafata nanjaka tamin'ny Joda; dimy amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin'i Sily. Jereo ny toko |