2Tantara 18:20 - DIEM PROTESTANTA20 Fa nandroso ka nitsangana teo anatrehan’ny TOMPO ny fanahy anankiray ary nanao hoe: «Izaho no hitaona azy.» Hoy kosa ny TOMPO hoe: «Amin’ny fomba ahoana?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia nandroso ny fanahy iray ka nitsangana teo anatrehan’NY TOMPO sady niteny hoe: Izaho no hamitaka azy. Ary hoy NY TOMPO taminy: Amin’inona anefa? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Fa nandroso ka nitsangana teo anatrehan’ny TOMPO ny fanahy anankiray ary nanao hoe: «Izaho no hitaona azy.» Hoy kosa ny TOMPO hoe: «Amin’ny fomba ahoana?» Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Dia namaly izy ireo, nefa ny iray toy izao, ny iray toy izao. Tamin’izany dia nisy fanahy anankiray nandroso nankeo anatrehan’i Iaveh nanao hoe: Izaho no hanambaka azy. Ka hoy i Iaveh taminy: Hataonao ahoana? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Dia nandroso ny fanahy ka nitsangana teo anatrehan’i Jehovah ary nanao hoe: Izaho no hitaona azy. Ary hoy Jehovah taminy: Amin’inona anefa? Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Dia nandroso ny fanahy ka nitsangana teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: Izaho no hitaona azy. Ary hoy Jehovah taminy: Amin'inona anefa? Jereo ny toko |