2Tantara 18:17 - DIEM PROTESTANTA17 Dia hoy ny mpanjakan’i Israely tamin’i Jôsafata: –Tsy efa voalazako taminao va fa tsy mba mety maminany soa ho ahy izy, fa loza ihany? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: Tsy efa voalazako taminao va fa tsy mba mety maminany soa ho ahy izy fa loza ihany? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Dia hoy ny mpanjakan’i Israely tamin’i Jôsafata: –Tsy efa voalazako taminao va fa tsy mba mety maminany soa ho ahy izy, fa loza ihany? Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Dia hoy ny mpanjakan’i Israely tamin’i Jôsafata: «Tsy efa voalazako taminao va, fa tsy mba milaza soa ho ahy io, fa ny loza ihany!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Dia hoy ny mpanjakan’ny Isiraely tamin’ny Josafata: Tsy efa voalazako taminao va fa tsy mba mety maminany soa ho ahy izy, fa loza ihany? Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely tamin'ny Josafata: Tsy efa voalazako taminao va fa tsy mba mety maminany soa ho ahy izy, fa loza ihany? Jereo ny toko |