Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 16:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Rehefa maty i Asà tamin’ny taona faha-41 nanjakany ka lasa nodimandry any amin’ny razany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ary nodimandry any amin’ny razany i Asa; maty izy tamin’ny taona fahiraika amby efapolo nanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Rehefa maty i Asà tamin’ny taona faha-41 nanjakany ka lasa nodimandry any amin’ny razany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Dia nody mandry any amin’ny razany i Asà; ary tamin’ny taona faha-41 nanjakany no nahafatesany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary Asa lasa nodi-mandry any amin’ny razany; maty izy tamin’ny taona fahiraika amby efa-polo nanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary Asa lasa nodi-mandry any amin'ny razany; maty izy tamin'ny taona fahiraika amby efa-polo nanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 16:13
3 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia nalevina am-pasan-drazana tao an-tanànan’i Davida; ary i Jôsafata zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


Tamin’ny taona faha-39 nanjakàn’i Asà, dia narary mafy tamin’ny tongony izy; kanefa, na niharan’aretina aza izy, dia tsy nitady vonjy tamin’ny TOMPO fa tamin’ny mpitsabo ihany.


dia nalevina tao amin’ny fasana izay nolavahany tao an-Tanànan’i Davida. Nampandrina teo amin’ny fandriana efa nofenoina zava-manitra samy hafa araka ny fanaon’ny mpiangaly an’izany izy, ary mbola nandorana zava-manitra betsaka ho fisaonana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra