Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 13:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Tamin’ny andron’i Abià, dia tsy nanan-kery intsony i Jerôbohama; ary namely azy ny TOMPO, ka maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Tsy naharina intsony i Jeroboama tamin’ny andron’i Abia; ary NY TOMPO namely azy ka maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Tamin’ny andron’i Abià, dia tsy nanan-kery intsony i Jerôbohama; ary namely azy ny TOMPO, ka maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Tsy nahazo hery intsony i Jerôbôama tamin’ny andron’i Abià, fa nokapohin’i Iaveh izy ka maty.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary Jeroboama tsy naharina intsony tamin’ny andron’i Abia; ary Jehovah namely azy, ka dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary Jeroboama tsy naharina intsony tamin'ny andron'i Abia; ary Jehovah namely azy, ka dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 13:20
9 Rohy Ifampitohizana  

Ny nanjakàn’i Jerôbohama dia naharitra 22 taona; ary rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia i Nadaba zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


Tamin’ny taona faharoapolo nanjakàn’i Jerôbohama mpanjakan’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Asà;


Nanenjika an’i Jerôbohama i Abià ka nisy azony ny tanànany, dia i Betela sy i Jesanà ary i Hefrôna mbamin’ireo tanàna madinika manodidina azy avy.


I Abià kosa nitombo fahefana; ary nanam-bady 14 izy, ka zazalahy 22 sy zazavavy 16 no naterany.


«Ry ilay taranak’olombelona, halaiko tampoka tsy ho eo aminao ilay fifalian’ny masonao. Nefa tsy hitaraina na hitomany na handrotsa-dranomaso akory ianao.


Niaraka tamin’izay dia nisy anjelin’ny Tompo namely an’i Herôda, noho izy nihambo hitovy saranga amin’Andriamanitra; ka dia nohanin-kankana no nahafaty azy.


Ary tokony ho folo andro taorian’izany, dia nasian’ny TOMPO indray i Nabala ka dia maty.


Velona ny TOMPO ka milaza marina aminao aho fa ny TOMPO irery ihany no hanapitra ny androny, na amin’ny fahafatesana tsotra izany, na vokatry ny ady.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra