Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Samoela 2:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Efapolo taona i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly raha nanjaka tamin’i Israely, ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Joda ihany no nanaiky an’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Efapolo taona no nahaveloman’Isboseta, zanak’i Saoly, fony izy nanomboka nanjaka tamin’ny Israely, ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Joda ihany no nomba an’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Efapolo taona i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly raha nanjaka tamin’i Israely, ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Joda ihany no nanaiky an’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Efa efapolo taona i Isbôseta zanak’i Saola fony izy nanjaka tamin’i Israely ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Jodà irery ihany no nomba an’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary efa-polo taona no nahaveloman’Isboseta, zanak’i Saoly, fony izy vao nanjaka tamin’ny Isiraely, ary roa taona no nanjakany.) Fa ny firenen’i Joda nomba an’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 (Ary efa-polo taona no nahaveloman'Isboseta, zanak'i Saoly, fony izy vao nanjaka amin'ny Isiraely, ary roa taona no nanjakany.) Fa ny firenen'i Joda nomba an'i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy




2Samoela 2:10
4 Rohy Ifampitohizana  

Fito taona sy tapany no nanjakan’i Davida tamin’ny fokon’i Joda tao Hebrôna.


Fa nentin’i Abinera zanakalahin’i Nera sady lehiben’ny tafik’i Saoly nankany Mahanaîma i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly,


ka nataony mpanjaka tamin’ny faritr’i Gilehada sy ny Asorita mbamin’i Jizrehela sy i Efraîma sy i Benjamîna ary i Israely manontolo.


Dia naniraka olona nankany amin’i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly i Davida hanao aminy hoe: «Omeo ahy i Mikàla vadiko izay efa azoko ho takalon’ireo tsitsy zaton’ny Filistinina.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra