Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Korintiana 1:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 ho ao aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika, sy i Jesoa Kristy Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Korintiana 1:3
5 Rohy Ifampitohizana  

Mamangy anareo atỳ Rôma aho, dia ianareo rehetra malalan’Andriamanitra sy nantsoiny ho vahoakany. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo!


Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitro ny aminareo aho noho ny fahasoavana efa nomeny anareo izay tafaray amin’i Kristy Jesoa.


Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo!


Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo!


Voafidy araka ny efa voatendrin’Andriamanitra Ray ianareo ary voatokana ho Azy noho ny asan’ny Fanahy Masina, mba hanaiky an’i Jesoa Kristy sy hanana anjara amin’ny famafazana ny rany. Hampitomboina ao aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra