Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Timoty 6:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Nihambo hanana izany fahalalana izany ny sasany, ka nihataka tamin’ny finoana. Homba anareo anie ny fahasoavan’Andriamanitra!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Neken’ny sasany izany ka nania tamin’ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Nihambo hanana izany fahalalana izany ny sasany, ka nihataka tamin’ny finoana. Homba anareo anie ny fahasoavan’Andriamanitra!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 izay narahin’ny sasany ka nampihataka azy tamin’ny finoana. Ho ao aminareo anie ny fahasoavana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 izay neken’ny sasany, ka nania tamin’ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 izay neken'ny sasany, ka nania tamin'ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Timoty 6:21
13 Rohy Ifampitohizana  

aza avela ho azon’ny fakampanahy izahay, fa manafaha anay amin’ilay Ratsy! [Anao ny fanjakana sy ny hery, Anao ny voninahitra mandrakizay! *Amen.]


Mamangy anareo atỳ Rôma aho, dia ianareo rehetra malalan’Andriamanitra sy nantsoiny ho vahoakany. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo!


Ilay Andriamanitra loharanon’ny fiadanana kosa hanorotoro faingana an’i Satàna eo ambany tongotrareo! Homba anareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Tompontsika!


Manao veloma anareo i Gaio, ilay mampiantrano ahy sady ivorian’ny Fiangonana manontolo. Manao veloma anareo i Erasta mpitahiry ny volam-panjakana eto an-tanàna; ary manao veloma anareo i Koarta havantsika. [


Soratanako ireto teny ireto: veloma, hoy i Paoly. Tsarovy fa voafonja aho. Homba anareo anie ny fahasoavan’Andriamanitra!


tano ny finoana ary manàna fieritreretana tsara. Fa misy olona nitsipaka ny feon’ny fieritreretany, ka nandrendrika ny finoany;


Misy sasantsasany efa nivaona tamin’izany, ka very lalana ary niafara any amin’ny taria poaka àty.


Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra; ny olona sasany, fatra-pitady izany, dia efa tafavily niala tamin’ny finoana, ka nandefon-tena tamin’ny fijaliana maro.


efa nivaona niala tamin’ny fampianarana marim-pototra izy roa lahy sady manimba ny finoan’ny sasany, raha milaza fa zavatra efa tanteraka sahady ny fitsanganantsika ho velona.


Homba anao anie ny Tompo! Homba anareo anie ny fahasoavan’Andriamanitra!


Manao veloma anao izay rehetra miaraka amiko eto. Veloma any amin’ireo mandray anay ho sakaizany ao amin’ny finoana. Homba anareo rehetra anie ny fahasoavan’Andriamanitra!


Homba anareo rehetra anie ny fahasoavan’Andriamanitra!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra