1Samoela 9:3 - DIEM PROTESTANTA3 Indray andro dia very ireo borikivavin’i Kisy rain’i Saoly; dia hoy i Kisy tamin-janany: «Ento miaraka aminao ny mpanompo iray, ka mandehana ianareo mitady ireo borikivavy». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Very ny borikivavin’i Kisy, rain’i Saoly ka hoy i Kisy tamin’i Saoly zanany: Mitondrà zatovo iray hanaraka anao, dia miaingà ka mandehana hitady ny boriky. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Indray andro dia very ireo borikivavin’i Kisy rain’i Saoly; dia hoy i Kisy tamin-janany: «Ento miaraka aminao ny mpanompo iray, ka mandehana ianareo mitady ireo borikivavy». Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Ary nania ny ampondra vavin’i Kisy, rain’i Saola, ka hoy i Kisy tamin’i Saola zanany: «Mangalà mpanompo anankiray hiaraka aminao dia mandehana mitady ny ampondra». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary very ny borikivavin’i Kisy, rain’i Saoly. Dia hoy Kisy tamin’i Saoly zanany: Mitondrà zatovo anankiray hanaraka anao, dia miaingà, ka mandehana hitady ny boriky. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary very ny borikivavin'i Kisy, rain'i Saoly. Dia hoy Kisy tamin'i Saoly zanany: Mitondrà zatovo anankiray hanaraka anao, dia miaingà, ka mandehana hitady ny boriky. Jereo ny toko |
Anio, rehefa tafasaraka isika, dia hihaona amin’ny lehilahy anankiroa ianao, eo akaikin’ny fasan’i Rahely ao Tselitsà amin’ny faritanin’i Benjamîna; ary izy ireo hiteny aminao hoe: «Efa hita ireo borikivavy izay notadiavinao; ary ankehitriny dia tsy ny borikiny intsony no mampanahy ny rainao, fa ianareo indray. Koa dia nanontany ny amin’izay tokony hataony hahitany an-janany izy.»