Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Josoa 8:5 - Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary rehefa mivoaka hamely anay tahaka ny teo ny olona, dia handositra eo anoloany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary rehefa manatona hamely anay tahaka ny teo ny olona dia handositra eo anoloany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 Izaho sy ny olona rehetra miaraka amiko kosa hanatona ny tanàna; ary rehefa mivoaka hifanehatra aminay toy ny tamin’ny voalohany ny mponin’i Hay, dia handositra eo anoloany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Izaho sy ny olona rehetra miaraka amiko kosa hanatona ny tanàna; ary rehefa mivoaka hifanehatra aminay toy ny tamin’ny voalohany ny mponin’i Hay, dia handositra eo anoloany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Fa hanatona ny tanàna aho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko, ka nony mivoaka mitsena anay izy ireo toy ny tamin’ny teo, dia handositra eo anoloany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary rehefa mivoaka hamely anay tahaka ny teo ny olona, dia handositra eo anoloany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 8:5
4 Rohy Ifampitohizana  

Indro, Izaho maniraka anareo ho tahaka ny ondry ao ampovoan’ny amboadia; koa hendre tahaka ny menarana, ary morà tahaka ny voromailala.


Dia nahafaty tokony ho enina amby telo-polo lahy ny mponina tao Ay sady nanenjika azy teo anoloan’ny vavahady ka hatrany Sebarima izy ary namely azy teny am-pidinana; dia ketraka ny fon’ny vahoaka ka tonga tahaka ny rano.


Dia hivoaka hanenjika anay izy mandra-pitarikay azy hiala ao an-tanàna; fa izy hanao hoe: Mandositra eo anoloantsika tahaka ny teo izy; dia hanao tari-dositra eo anoloany izahay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra