Josoa 4:6 - Baiboly Protestanta Malagasy6 mba ho famantarana eo aminareo izany, raha manontany ny zanakareo amin’ny andro ho avy manao hoe: Inona no ataonareo ho anton’ireo vato ireo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 mba ho famantarana eo aminareo izany. Raha manontany ny zanakareo amin’ny andro ho avy hoe: Inona no anton’ireo vato ireo aminareo? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Ireo vato ireo dia ho famantarana eo anivonareo; koa any aoriana any ianareo, rehefa hanontanian’ny zanakareo ny anton’ireo vato, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ireo vato ireo dia ho famantarana eo anivonareo; koa any aoriana any ianareo, rehefa hanontanian’ny zanakareo ny anton’ireo vato, Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 mba ho famantarana eo afovoanareo izany. Raha manontany anareo ny zanakareo indray andro any, manao hoe: Inona, hoy ianareo, no hevitr’ireo vato ireo? Jereo ny tokoMalagasy Bible6 mba ho famantarana eo aminareo izany, raha manontany ny zanakareo amin'ny andro ho avy manao hoe: Inona no ataonareo ho anton'ireo vato ireo? Jereo ny toko |
fa mba ho vavolombelona ho amintsika sy ny taranatsika mandimby antsika, hanaovanay ny fanompoana an’i Jehovah eo anatrehany amin’ny hanaterana fanatitra odorana sy fanatitra hafa alatsa-dra ary fanati-pihavanana mba tsy holazain’ny taranakareo amin’ny taranakay rahatrizay hoe: Tsy manana anjara amin’i Jehovah hianareo.