Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Josoa 3:9 - Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary Josoa nanao tamin’ny Zanak’Isiraely hoe: Mankanesa atỳ, ka mihainoa ny tenin’i Jehovah Andriamanitrareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary niteny tamin’ny Zanak’Israely i Josoa hoe: Manatòna atỳ ka mihainoa ny tenin’NY TOMPO Andriamanitrareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Ary i Josoa nanao tamin’ny Israelita hoe: –Manatona etỳ ka mihainoa izay lazain’ny TOMPO Andriamanitrareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ary i Josoa nanao tamin’ny Israelita hoe: –Manatona etỳ ka mihainoa izay lazain’ny TOMPO Andriamanitrareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Ary i Jôsoe nilaza tamin’ny zanak’i Israely hoe: «Manatòna ianareo, ary mihainoa ny tenin’i Iaveh Andriamanitrareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary Josoa nanao tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Mankanesa atỳ, ka mihainoa ny tenin'i Jehovah Andriamanitrareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 3:9
4 Rohy Ifampitohizana  

Aza manao araka izay rehetra ataontsika eto ankehitriny intsony ianareo, dia izao samy manao izay mahitsy eo imasony avy izao.


ARY ankehetriny, ry Isiraely, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay ampianariko anareo harahinareo, mba ho velona hianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen’i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anareo.


Dia hoy Josoa: Izao no hahafantaranareo fa eo aminareo Andriamanitra velona, ka horoahiny eo alohanareo tokoa ny Kananita sy ny Hetita sy ny Hivita sy ny Perizita sy ny Girgasita sy ny Amorita ary ny Jebosita:


Ary mandidia ny mpisorona izay mitondra ny fiaran’ny fanekena, ka ataovy hoe: Rehefa mihatra amin’ny moron’i Jordana hianareo, dia mijanòna eo Jordana ihany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra