Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Josoa 24:3 - Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia naka an’i Abrahama razanareo avy tany an-dafin’ny Ony Aho ka nitondra azy nitety ny tany Kanana rehetra, dia nahamaro ny taranany ka nanome an’Isaka ho zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia naka an’i Abrahama razanareo avy tany andafin’ny ony Eofrata Aho ka nitondra azy nitety ny tany Kanana rehetra, dia nahamaro ny taranany ka nanome an’Isaka ho zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Fa Izaho no naka an’i Abrahama razambenareo avy tany am-pitan’ny ony Eofrata ary nitondra azy namakivaky ny tany Kanahàna manontolo sady nampahamaro ny taranany. Nomeko ho zanakalahin’i Abrahama i Itsehàka,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Fa Izaho no naka an’i Abrahama razambenareo avy tany am-pitan’ny ony Eofrata ary nitondra azy namakivaky ny tany Kanahàna manontolo sady nampahamaro ny taranany. Nomeko ho zanakalahin’i Abrahama i Itsehàka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Nalaiko tany an-dafin’ny ony i Abrahama razanareo ary nentiko ho amin’ny tany Kanaana rehetra; nampitomboiko taranaka, ary nomeko an’i Isaaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia naka an'i Abrahama razanareo avy tany an-dafin'ny Ony Aho ka nitondra azy nitety ny tany Kanana rehetra, dia nahamaro ny taranany ka nanome an'Isaka ho zanany.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 24:3
7 Rohy Ifampitohizana  

Dia nitondra azy nivoaka teo ivelan’ny lay Izy ka nanao hoe: Jereo ange ny lanitra, ka isao ny kintana, raha mahìsa azy hianao. Dia hoy Izy taminy: Ho tahaka izany ny taranakao.


Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, Izay naka ahy niala tamin’ny tranon’ny raiko sy tamin’ny tany nahaterahako, sady niteny tamiko sy nianiana tamiko hoe: Ny taranakao no homeko ity tany ity,–dia Izy no haniraka Ilay Anjeliny eo alohanao, ka any no hakanao vady ho an’ny zanako.


Indro, lova avy amin’i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra