Josoa 2:6 - Baiboly Protestanta Malagasy6 Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy ka nafeniny ao amin’ ny tahon-drongony, izay efa nalahany teo amin’ny tampon-trano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Kanjo efa nampiakarin-dRavehivavy tany an-tampon-trano izy ireo ka nafeniny tao amin’ny tahon-drongony izay nalahany teo an-tampon-trano. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy roa lahy ary nafeniny tao anaty tahon-drongony izay efa nalahany teo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy roa lahy ary nafeniny tao anaty tahon-drongony izay efa nalahany teo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Kanjo nasainy niakatra any ambony tafon-trano izy ireo, dia nafeniny tao ambony tafon-trano. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy ka nafeniny ao amin'ny tahon-drongony, izay efa nalahany teo amin'ny tampon-trano. Jereo ny toko |