Josoa 2:5 - Baiboly Protestanta Malagasy5 ary rehefa maizina ny andro, ka hohidiana ny vavahady, dia lasa nivoaka izy, ka tsy fantatro indray izay nalehany; enjeho faingana izy, fa ho tratranareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Rehefa maizina ny andro ary hohidina ny vavahady dia lasa nandeha izy ka tsy fantatro indray izay nalehany. Enjeho haingana izy fa ho tratranareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Saingy nony hariva ny andro ka hohidiana ny vavahadin’ny tanàna, dia lasa ireo ka tsy fantatro izay nalehany. Enjeho faingana izy fa ho tratranareo! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Saingy nony hariva ny andro ka hohidiana ny vavahadin’ny tanàna, dia lasa ireo ka tsy fantatro izay nalehany. Enjeho faingana izy fa ho tratranareo! Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 ary nony ndeha hanidy ny vavahady ny olona tamin’ny hariva dia nivoaka izy ka tsy fantatro izay nalehany. Enjeho faingana fa tratranareo izy.» Jereo ny tokoMalagasy Bible5 ary rehefa maizina ny andro, ka hohidiana ny vavahady, dia lasa nivoaka izy, ka tsy fantatro indray izay nalehany; enjeho faingana izy, fa ho tratranareo. Jereo ny toko |