Josoa 2:10 - Baiboly Protestanta Malagasy10 Fa efa renay ny nanamainan’i Jehovah ny Ranomasina Mena teo anoloanareo tamin’ny nivoahanareo avy tany Egypta, sy izay nataonareo tamin’ny mpanjaka roa tamin’ny Amorita, izay tany an-dafin’i Jordana, dia Sihona sy Oga, izay novonoinareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Fa efa renay ny nanamainan’NY TOMPO ny Ranomasina Mena teo anoloanareo tamin’ny nivoahanareo avy tany Ejipta; renay koa izay nataonareo tamin’ny mpanjaka Amorita roa lahy izay tany andafin’i Jordana, dia i Sihona sy i Oga, izay nataonareo ho toy ny zavatra voaozona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Efa renay ny fomba nataon’ny TOMPO hanamainana ny Ranomasin’ny Volotara teo anoloan’ny razanareo niala tany Ejipta. Efa renay koa fa novonoinareo i Sihôna sy i Hôga izay mpanjaka amôrita anankiroa tany andafy atsinanan’i Jôrdàna ka nafoinareo ho an’ny TOMPO ny fananany rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Efa renay ny fomba nataon’ny TOMPO hanamainana ny Ranomasin’ny Volotara teo anoloan’ny razanareo niala tany Ejipta. Efa renay koa fa novonoinareo i Sihôna sy i Hôga izay mpanjaka amôrita anankiroa tany andafy atsinanan’i Jôrdàna ka nafoinareo ho an’ny TOMPO ny fananany rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Renay ny nanamainan’i Iaveh ny Ranomasina Mena teo anoloanareo, fony ianareo nivoaka avy tany Ejipta; sy ny nanaovanareo ny mpanjakan’ny Amôreana roa lahy, tany an-dafin’i Jordany, dia i Sehôna sy i Oga, izay nataonareo anatema. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Fa efa renay ny nanamainan'i Jehovah ny Ranomasina Mena teo anoloanareo tamin'ny nivoahanareo avy tany Egypta, sy izay nataonareo tamin'ny mpanjaka roa tamin'ny Amorita, izay tany an-dafin'i Jordana, dia Sihona sy Oga, izay novonoinareo. Jereo ny toko |
Ary ny mpanjaka rehetra amin’ny Amorita any an-dafy andrefan’i Jordana sy ny mpanjaka rehetra tamin’ny Kananita any amoron’ny ranomasina, rehefa nandre ny nanamainan’i Jehovah ny rano Jordana teo anoloan’ny Zanak’Isiraely mandra-pitany, dia ketraka ny fony, ka very hevitra izy noho ny tahony ny Zanak’Isiraely.