Josoa 16:3 - Baiboly Protestanta Malagasy3 dia nidina niankandrefana nahazo ny tanin’ny Jafletita ka hatramin’ny fari-tanin’i Beti-horona ambany sy Gazera ka dia nihatra tamin’ny ranomasina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 nidina niankandrefana nahazo ny sisintanin’ny Jafleta ka hatramin’ny sisintanin’i Bety-Horona ambany sy i Gezera, nihatra tamin’ny ranomasina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 midina miankandrefana ho any amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita, mandalo an’i Bety-Hôrôna ambany sy i Gezera, ary mipaka amin’ny Ranomasina Mediteranea. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 midina miankandrefana ho any amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita, mandalo an’i Bety-Hôrôna ambany sy i Gezera, ary mipaka amin’ny Ranomasina Mediteranea. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 dia nidina ao andrefana mankany amin’ny tanin’ny Jefletianina, hatramin’ny tanin’ny Betôrôna ambany ka hatrany Gazera, dia nihatra amin’ny ranomasina. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 dia nidina niankandrefana nahazo ny tanin'ny Jafletita ka hatramin'ny fari-tanin'i Bedhorona ambany sy Gazera ka dia nihatra tamin'ny ranomasina. Jereo ny toko |