Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Josoa 16:2 - Baiboly Protestanta Malagasy

2 dia hatrany Betela ka hatrany Lozy, ka nandroso hatramin’ny fari-tanin’ny Arkita hatrany Atarota,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 hatreo Betela ka hatrany Lozy, nandroso hatrany amin’ny sisintanin’ny Arkita any Atarota,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Dia mankany Lozy, mandalo an’i Hatarôta izay sisin-tanin’ny Arkita,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Dia mankany Lozy, mandalo an’i Hatarôta izay sisin-tanin’ny Arkita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Avy ao Betela ny faritry ny tany nihatra tamin’ny Lozy, ary nihazo tamin’ny faritry ny tanin’ny Arkeanina ao Atarôta,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 dia hatrany Betela ka hatrany Lozy, ka nandroso hatramin'ny fari-tanin'ny Arkita hatrany Atarota,

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 16:2
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary ny anaran’izany fitoerana izany dia nataony hoe Betela, fa Lozy no anaran’ilay tanàna tany aloha.


Ary nony tonga teo an-tampon’ny tendrombohitra Davida, dia teo amin’izay fivavahan’ny olona tamin’Andriamanitra, indro, avy hitsena azy Hosay Arkita, voatriatra ny akanjony sady nihosin-tany ny lohany;


Koa dia tonga tany an-tanàna Hosay, sakaizan’i Davida, tamin’ny nahatongavan’i Absaloma tany Jerosalema.


Ary Hosay Arkita, sakaizan’i Davida, dia tonga tao amin’i Absaloma ka nanao taminy hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! ho ela velona anie ny mpanjaka!


ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan’ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an’i Ahitofela dia Joiada, zanak’i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin’ny miaramilan’ny mpanjaka dia Joaba.


Ary ny taniny sy ny fonenany dia Betela sy ny zana-bohiny, ary any atsinanana dia Narana, ary any andrefana dia Gazera sy ny zana-bohiny ary Sekema sy ny zana-bohiny hatrany Gaza sy ny zana-bohiny;


hatreo dia nandroso hatrany Lozy, hatramin’ny ilany atsimon’i Lozy (Betela izany), dia nidina hatrany Atarot-adara ao amin’ny tendrombohitra atsimon’i Beti-horona ambany,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra