Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Josoa 13:4 - Baiboly Protestanta Malagasy

4 any atsimo, dia ny tanin’ny Kananita rehetra sy Meara, izay an’ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatramin’ny fari-tanin’ny Amorita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 any atsimo, dia ny tanin’ny Kananita rehetra sy i Meara izay an’ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatrany amin’ny sisintanin’ny Amorita,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 any atsimo. Tsy mbola azo koa ny tanin’ny Kanahanita, manomboka hatreo Harà izay an’ny Tsidônianina ka hatrany Afeka any amin’ny sisin-tanin’ny Amôrita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 any atsimo. Tsy mbola azo koa ny tanin’ny Kanahanita, manomboka hatreo Harà izay an’ny Tsidônianina ka hatrany Afeka any amin’ny sisin-tanin’ny Amôrita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 any atsimo, ny Heveanina, ny tanin’ny Kananeanina rehetra, sy i Maara izay an’ny Sidonianina, hatrany Afeka, hatrany amin’ny faritanin’ny Amôreana,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 any atsimo, dia ny tanin'ny Kananita rehetra sy Meara, izay an'ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatramin'ny fari-tanin'ny Amorita,

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 13:4
11 Rohy Ifampitohizana  

Ary nony niherina ny taona, dia nandamina ny Syriana Beni-hadada ka niakatra nankany Afeka hiady amin’ny Isiraely.


Fa ny sisa dia nandositra nankany an-tanàna Afeka; nefa nianjeran’ny mànda ireny olona sisa ireny, ary fito arivo amby roa alina no isany. Ary Beni-hadada nandositra nankany an-tanàna ka niditra tao amin’ny efi-trano anatiny.


ka ataovy hoe: Izao no lazain’i Jehovah Tompo amin’i Jerosalema: Ny tany Kanana no nahaterahanao sy nahabe anao; Amorita no rainao, ary Hetita no reninao.


Ary Izaho no nitondra anareo niakatra avy tany amin’ny tany Egypta Sady nitari-dàlana anareo efa-polo taona tany an-efitra, Mba handovanareo ny tanin’ny Amorita,


Dia nasian’i Josoa ny tany rehetra sy ny mpanjakany rehetra, dia ny tany havoana sy ny tany atsimo sy ny tany lemaka amorontsiraka ary ny any ambodin’ny tendrombohitra; tsy nasiany niangana ireny, fa naringany avokoa ny olo-miaina rehetra, araka ny didin’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.


dia tamin’ny Kananita any atsinanana sy any andrefana, ary tamin’ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita ary ny Jebosita tany amin’ny tany havoana, ary tamin’ny Hivita tany am-bodin’i Hermona, tany amin’ny tany Mizpa.


ny mpanjakan’i Afeka, iray; ny mpanjakan’i Lasarona, iray;


ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roa-polo sy ny zana-bohiny.


ARY tonga tany amin’ny Isiraely rehetra ny tenin’i Samoela. Dia nandeha ny Isiraely hiady tamin’ny Filistina ka nitoby teo anilan’i Ebenezera; ary ny Filistina kosa nitoby tany Afeka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra