Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 9:5 - Baiboly Katolika5 Hitanao ihany koa anefa, ilay nataon-dRagoela niangavy mafy tamiko hijanona eto, ka tsy mahay mandà ny fiangaviany aho.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Niaraka tamin’ny mpanompo efatra sy rameva roa tokoa i Rafaela no lasa nankany Ragao, tanànan’i Media, ary niantrano tao amin’i Gabaela iny alina iny. Nomen’i Rafaela azy ny taratasim-pifanekena voasonia; ary notantarainy taminy fa i Tôbià zanakalahin’i Tôbita, dia nahazo vady ka manasa azy amin’ny lanonana fampakaram-bady. Teo no ho eo ihany i Gabaela dia nanisa ny kitapom-bola izay voaisy tombokase; ary nakarina teo ambony rameva ireo. Jereo ny toko |