Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 9:3 - Baiboly Katolika3 Kanefa ity mbola misy zavatra anankiray angatahiko aminao koa: Makà biby mpitondra entana sy mpanompo koa, ka mandehana mankany amin’i Gabelosa, any Ragesa, tanànan’i Meda; avereno aminy ity sorany ity, dia raiso ny vola any aminy, ary angataho izy ho atỳ amin’ny fampakaram-badiko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3-4 Fantatrao fa tsy mitsaha-manisa andro ny raiko mandra-piveriko. Raha tàhiny taraiky andro anankiray aho, dia hampalahelo azy mafy. Hitanao koa fa efa nanao fianianana i Ragoela mba tsy hahazoako mihetsika; ary tsy afa-manohitra izany aho. Jereo ny toko |