Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 9:2 - Baiboly Katolika2 na dia hanolo-tena ho andevonao aza aho, mbola tsy ho ampy fankasitrahana ny fikarakarana rehetra nataonao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 –Ry Hazarià sakaizako, makà mpanompo efatra sy rameva roa hiaraka aminao, ka mandehana mankany amin’i Gabaela any Ragao. Omeo azy ilay taratasy voasonia mba hahazoanao ny petra-bola. I Gabaela kosa hoentinao miaraka aminao mba hankaty amin’ny fampakaram-badiko. Jereo ny toko |