Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 9:11 - Baiboly Katolika11 Ho hitanao anie ny zanakareo, sy ny zanaky ny zanakareo, hatramin’ny taranaka fahatelo sy fahefatra. Ary ny taranakareo anie hotahin’ny Andriamanitr’i Israely izay manjaka amin’ny taona mandrakizay.» Jereo ny toko |