Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:7 - Baiboly Katolika7 Hoy i Tobia: «Ry Tompo Andriamanitry ny razanay, hisaotra anao anie ny tany aman-danitra, ny ranomasina, ny loharano sy ny ony, mbamin’ny zava-boaary rehetra ao aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ankehitriny, Tompo ô, tsy faniriana no nahatonga ahy haka ity havako ity ho vady fa ny firaiketam-po aminao. Koa mba amindrao fo ny tenako sy ny tenany, ary omeo anay roa ny hiaraka ho tratra antitra. Jereo ny toko |