Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:6 - Baiboly Katolika6 Dia nitsangana izy ireo ka niara-nivavaka tamin-kafanam-po mba hanomezany azy ny fahasalamana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ianao no nanao an’i Adama ary nanao mpanampy sy mpanohana ho azy, dia i Eva vadiny; ka izy roroa no nipoiran’ny taranak’olombelona. Ianao no nilaza hoe: Tsy tsara raha irery ny lehilahy, aoka izy hanaovantsika mpanampy mitovy endrika aminy! Jereo ny toko |