Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 8:5 - Baiboly Katolika

5 Fa zanaky ny olo-masina, ka tsy mahazo miray araka ny fanaon’ireo firenena tsy mahalala an’Andriamanitra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Dia nitsangana i Sarà; ary nanomboka nivavaka sy nitalaho izy roa mba harovan’ny Tompo. Ka hoy i Tôbià hoe: –Ankalazaina Ianao, ry Andriamanitry ny razanay; ankalazaina ny anaranao amin’ny taona rehetra ho avy. Hankalaza Anao anie ny lanitra sy ny voaary manontolo amin’ny taona rehetra!

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 8:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra