Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 8:4 - Baiboly Katolika

4 Ary i Tobia kosa namporisika an-drazazavavy nanao taminy hoe: «Mitsangàna, ry Sarà, aoka hivavaka amin’Andriamanitra isika anio sy ampitso ary rahafakampitso; Andriamanitra no iraisantsika mandritra ireo andro telo ireo; rehefa afaka ny alina fahatelo dia ho velona ao amin’ny fanambadiantsika isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Dia namela an’i Tôbià tao an’efitrano i Ragoela mivady ary nanidy ny varavarana. I Tôbià kosa nitsangana niala teo am-parafara ka niteny tamin’i Sarà hoe: –Mitsangàna, ry vady malalako, fa hivavaka isika ary hitalaho amin’ilay Tompontsika mba hamindrany fo sy harovany.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 8:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra