Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:3 - Baiboly Katolika3 Tamin’izay dia nosamborin’ny Anjely Rafaely ilay demony ka nafatony tany an’efitr’i Ejipta ambony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Izany lanin-trondro nidofaka izany no nampihemotra ilay demony; ary lasa izy nisidina teny amin’ny ambony teny ka nandositra tany amin’ny faritr’i Ejipta. Nenjehin’i Rafaela hatrany Ejipta kosa io demony io ary nosamboriny ka nafatony teo no ho eo. Jereo ny toko |