Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 8:21 - Baiboly Katolika

21 Ary nilaza tamin’ny vavy izy hanomana fihinanam-be, sy hanomana ny zavatra rehetra ilain’ny mpivahiny, momba ny vatsiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Raiso dieny izao ny antsasa-pananako, ary hiverina soa aman-tsara any an-tranon-drainao ianao. Ny antsasany hafa kosa dia ho anareo roa, rehefa maty ny tenako sy ny vadiko. Mahereza, anaka, fa ray ho anao ny tenako ary reny ho anao i Ednà. Miraiki-po aminao sy amin’ny vadinao izahay, dieny izao ka ho mandrakizay. Mahereza, anaka!

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 8:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra