Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:20 - Baiboly Katolika20 Niaraka tamin’izay dia nasain-dRagoela nototofan’ny mpanompony alohan’ny vaky masoandro ilay fasana nataony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 I Tôbià kosa nantsoin’i Ragoela ka nitenenany nombàm-pianianana hoe: –Mandritra ny efatra ambin’ny folo andro, dia tsy hihetsika teto ianao fa hijanona ato an-tranoko mba hihinana sy hisotro. Hampifalianao fo indray ny zanako vavy, izay efa nianjadiam-pahoriana betsaka. Jereo ny toko |