Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:19 - Baiboly Katolika19 Efa niantra ireo zanaka samy tokana Ianao, ka ataovy mitombo fisaorana Anao hatrany izy ireo, sy hanolotra sorom-piderana aminao noho ny niarovana azy, ary hahafantaran’ny firenena rehetra fa Ianao no Andriamanitra amin’ny tany rehetra.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ary nilazan’i Ragoela ny vadiny mba hanao mofo betsaka. Ny tenany kosa nandeha tany amin’ny andiam-biby fiompiny, ka naka omby roa sy ondrilahy efatra teo ary nampanamboatra azy handrahoina. Dia nanomboka ny fanomanan-danonana. Jereo ny toko |