Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:18 - Baiboly Katolika18 Namindra fo taminay Ianao, fa nampanalavirinao anay ny fahavalo manenjika anay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Avy eo dia nobaikoin’i Ragoela ireo lehilahy mpanompony hanototra ilay fasana nataony, alohan’ny hiposahan’ny masoandro. Jereo ny toko |