Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:16 - Baiboly Katolika16 Dia niverina izy, nilaza izany vaovao mahafaly izany. Dia nisaotra ny Tompo i Ragoela sy i Anà vadiny nanao hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ankalazaina Ianao naneni-kafaliana ahy, satria tsy nihatra ny zavatra nahîko; araka ny haben’ny indrafonao no nataonao taminay. Jereo ny toko |