Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:15 - Baiboly Katolika15 Dia naniraka ny iray amin’ny ankizivaviny i Anà. Nony niditra tao amin’ilay efitrano io, indreo ry zareo tsy maninon-tsy maninona samy matory avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Dia nankalaza an’ilay Andriamanitry ny lanitra i Ragoela ka nanao hoe: –Ankalazaina Ianao, Andriamanitra ô, ankalazain’ireo rehetra madio fo. Aoka izy hankalaza Anao amin’ny taona rehetra! Jereo ny toko |