Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:13 - Baiboly Katolika13 Nony vita ny fasana, niverina nankao amin’ny vavy i Ragoela, nilaza taminy hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Dia nirahin’izy mivady ity mpanompovavy, ka nomeny jiro voarehitra ary novohany varavarana; dia niditra ny efitrano io mpanompovavy io ka nahita an’i Tôbià sy i Sarà miara-mandry sady renoky ny torimaso. Jereo ny toko |