Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:12 - Baiboly Katolika12 fa hoy izy: «Mety hanjò an’io koa ny nanjò an’ireo fito lahy vadiny izay nandeha hanatona azy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 sy nilaza taminy hoe: –Mba aniraho anankiray amin’ireo mpanompovavy hankao an’efitrano ka hijery raha mbola velona aina i Tôbià. Raha tàhiny kosa maty izy, dia ho azontsika atao ny handevina azy tsy hisy mpahalala. Jereo ny toko |